Moa misy zava-mahagaga (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (STK FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MOA MISY ZAVA-MAHAGAGA
Moa onqkvjy misy zavatra mahagaga tsy hainy atao? (Ouh,ouh,ouh!)
No dia mitanondrika sy kivy toa izao, izato tononkira.serasera.org ianao (Ouh,ouh,ouh!)
Z'inona tokoa izay olana raha mihoatra ny fahalehibiazany
Mila miandry, matoky Azy ianao.
[2fois]
Refrain :
Jesoa anie ka tsy miova, amin'ny Teniny
Izay lazainy dia hainy tanterahina (Ouh,ouh,ouh,ouh,ouh,ouh wqgxpg ahh!)
Izy tokoa andrandraina, antoka ampitonian-tsaina
Loharanon-tsoa maharitra ho anao manoa Azy.
[2fois]
(Izany indrindra no hilazainay hoe)
Moa misy zavatra mahagaga tsy hainy atao? (Ouh,ouh,ouh!)
(Tsy misy tsy hainy hatao)
No dia mitanondrika sy kivy toa izao, izato ianao.(Ouh,ouh,ouh!)
(Ity misy hambarako izao)
Z'inona tokoa izay olana mihoatra ny fahalehibiazany
(Tsy misy ny toa Azy, miandry, matokia ianao)

(Tsy misy ny lmeft toa Azy, miandry, matokia ianao)
Mila miandry, matoky Azy ianao.
{Jeremia 32:27}

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (STK FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy)Hits : 296
Likes : 1 Like
Created by : jouradikt
Date : 16/02/2026 09:16