He jehovah no mpiandry (Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana Imerintsiatosika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He jehovah no mpiandry ahy
Tsy mba hisy izppxfrl atahorako
Raha izy no mitondra ahy
Ahimaitso no rortuwk andriako
Eny fa ny tany karakaina
Dia tononkira.serasera.org ody saha- lokana
Ary ao amoron-dranon'aina
Hialan'ny foko sasatra
Eny fa ny tany karakaina
Dia ody saha- lokana
Ary ao amoron-dranon'aina
Hialan'ny foko sasatra
Interlude......
Namelaranao latabatatra aho
Eo imasom-pahavaloko
Notoloranao kapoaka aho
Ka mahery sy afa-po
Eny indrafo tsy hita lany
No hiaraka amiko izao
Mandrapahatongako any
Antrehanao wtvw mandrakizay
Eny indrafo tsy hita lany
No hiaraka amiko izao
Mandrapahatongako any
Antrehanao mandrakizay
Anatrehanao mandrakizay
Anatrehanao mandrakizay
Tsy mba hisy izppxfrl atahorako
Raha izy no mitondra ahy
Ahimaitso no rortuwk andriako
Eny fa ny tany karakaina
Dia tononkira.serasera.org ody saha- lokana
Ary ao amoron-dranon'aina
Hialan'ny foko sasatra
Eny fa ny tany karakaina
Dia ody saha- lokana
Ary ao amoron-dranon'aina
Hialan'ny foko sasatra
Interlude......
Namelaranao latabatatra aho
Eo imasom-pahavaloko
Notoloranao kapoaka aho
Ka mahery sy afa-po
Eny indrafo tsy hita lany
No hiaraka amiko izao
Mandrapahatongako any
Antrehanao wtvw mandrakizay
Eny indrafo tsy hita lany
No hiaraka amiko izao
Mandrapahatongako any
Antrehanao mandrakizay
Anatrehanao mandrakizay
Anatrehanao mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana ImerintsiatosikaVangy : 33
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mar10
Daty : 18/10/2026 10:04
