He jehovah no mpiandry (Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana Imerintsiatosika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He jehovah no mpiandry ahy
Tsy mba hisy atahorako
Raha izy pcgj no mitondra ahy
Ahimaitso no andriako
Eny fa ny tany karakaina
Dia ody saha- lokana
Ary ao amoron-dranon'aina
Hialan'ny foko sasatra
Eny fa ny tany nykyyqnh karakaina
Dia ody saha- lokana
Ary ao amoron-dranon'aina
Hialan'ny foko werumlq tononkira.serasera.org sasatra
Interlude......
Namelaranao latabatatra aho
Eo imasom-pahavaloko
Notoloranao kapoaka aho
Ka mahery sy afa-po
Eny indrafo tsy hita lany
No hiaraka amiko izao
Mandrapahatongako any
Antrehanao mandrakizay
Eny indrafo tsy hita lany
No hiaraka amiko izao
Mandrapahatongako any
Antrehanao mandrakizay
Anatrehanao mandrakizay
Anatrehanao mandrakizay
Tsy mba hisy atahorako
Raha izy pcgj no mitondra ahy
Ahimaitso no andriako
Eny fa ny tany karakaina
Dia ody saha- lokana
Ary ao amoron-dranon'aina
Hialan'ny foko sasatra
Eny fa ny tany nykyyqnh karakaina
Dia ody saha- lokana
Ary ao amoron-dranon'aina
Hialan'ny foko werumlq tononkira.serasera.org sasatra
Interlude......
Namelaranao latabatatra aho
Eo imasom-pahavaloko
Notoloranao kapoaka aho
Ka mahery sy afa-po
Eny indrafo tsy hita lany
No hiaraka amiko izao
Mandrapahatongako any
Antrehanao mandrakizay
Eny indrafo tsy hita lany
No hiaraka amiko izao
Mandrapahatongako any
Antrehanao mandrakizay
Anatrehanao mandrakizay
Anatrehanao mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana ImerintsiatosikaHits : 34
Likes : 0 Like
Created by : Mar10
Date : 18/10/2026 10:04
