Didim-pitiavana (Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana Imerintsiatosika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nampianatra ahy Ianao
Hitia ireo fahavaloko,
ka mba hivavaka ho azy ireo
Nanafatra ihany koany
Mba hamaliako ny ratsy amin’ny soa,
ahay hamela heloka
Satria hoy Ianao bbmhpcez raha ny zanako izay malalako,
tsy mitahiry lolo-po
Ahy hoy Ianao ny famaliana
Fa ianareo hangina,
Izaho no hanafaka
Izay mety ady fifandrafiana,
ireo lonilony fifampiandaniana,
Izaho no hampiahavana
Fa ianao …
Raha noana asppacq izy fahano,
Mangetaheta ampisotroy rano
Fa raha manao izany ianao,
dia hanambatra vain’afo eo an-dohany
Interlud..
Nampianatra ahy Ianao
Hanotro izay kely ananako,
hizara am-pitiavana
Nanafatra ihany koa
ny ahaizako manampy amin’ny fo,
hihevitra ireo namana
Satria hoy Ianao raha
ny zanako izay malalako,
mitia toy Ahy manao soa
Ahy hoy Ianao ny famaliana
tononkira.serasera.org fa ianareo ry tiana,
manolora tanana
Ka manomeza am-pifaliana,
miasa am-pahitsiana,
fa Izaho mahafantra(1er,2éme)
ny ho anao … (1 er)
Raha noana izy fahano,
mangetaheta am-pisotroy rano
Fa raha manao izany ianao,
dia toy ny manao izany Amiko
Raha yxygv marary izy tsaboy,
raha mivahiny kosa ampandrosoy
Fa raha manao izany ianao,
ahazo valim-pitia lehibe Amiko
Raha marary izy tsaboy,
raha mivahiny kosa ampandrosoy
Fa raha manao izany ianao,
ahazo valim-pitia lehibe Amiko
Ahazo valim-pitia lehibe amiko
Ahazo valim-pitia lehibe amiko
Nampianatra ahy Ianao,
hiaina amin’ny fitiavana
Hitia ireo fahavaloko,
ka mba hivavaka ho azy ireo
Nanafatra ihany koany
Mba hamaliako ny ratsy amin’ny soa,
ahay hamela heloka
Satria hoy Ianao bbmhpcez raha ny zanako izay malalako,
tsy mitahiry lolo-po
Ahy hoy Ianao ny famaliana
Fa ianareo hangina,
Izaho no hanafaka
Izay mety ady fifandrafiana,
ireo lonilony fifampiandaniana,
Izaho no hampiahavana
Fa ianao …
Raha noana asppacq izy fahano,
Mangetaheta ampisotroy rano
Fa raha manao izany ianao,
dia hanambatra vain’afo eo an-dohany
Interlud..
Nampianatra ahy Ianao
Hanotro izay kely ananako,
hizara am-pitiavana
Nanafatra ihany koa
ny ahaizako manampy amin’ny fo,
hihevitra ireo namana
Satria hoy Ianao raha
ny zanako izay malalako,
mitia toy Ahy manao soa
Ahy hoy Ianao ny famaliana
tononkira.serasera.org fa ianareo ry tiana,
manolora tanana
Ka manomeza am-pifaliana,
miasa am-pahitsiana,
fa Izaho mahafantra(1er,2éme)
ny ho anao … (1 er)
Raha noana izy fahano,
mangetaheta am-pisotroy rano
Fa raha manao izany ianao,
dia toy ny manao izany Amiko
Raha yxygv marary izy tsaboy,
raha mivahiny kosa ampandrosoy
Fa raha manao izany ianao,
ahazo valim-pitia lehibe Amiko
Raha marary izy tsaboy,
raha mivahiny kosa ampandrosoy
Fa raha manao izany ianao,
ahazo valim-pitia lehibe Amiko
Ahazo valim-pitia lehibe amiko
Ahazo valim-pitia lehibe amiko
Nampianatra ahy Ianao,
hiaina amin’ny fitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana ImerintsiatosikaVangy : 45
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mar10
Daty : 28/07/2026 11:40
