Ny ho avy (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao maraina indray ny andro
Dia efa fantatra mialoha izay ho ataonao
Raha miainga ao an-trano mantsy
Indro ianao fa hamonjy reo akama miandry

Mba jereo ihany ny hiafarany
Sao nenina eo any aoriana any
Ka tsy hisy ho hantenaina

Ref:Tsy aleho ve miova indray
Sao tratra aoriana eto ihany
Ka ny hazo aza ho lasa ihany
Ndao hiezaka hanambara
Ilay ambompontsika ao anaty
Ka ny ho avy no andraindraina

Efa taona maro izay
Tsy hita akory izay mba vita hatrmin izay
Ny androany sisa no hantenaina
Satria ny omaly revy sy haitraitra ihany

Mba jereo ihany ny hiafarany
Sao nenina eo any aoriana any
Ka tsy hisy ho hantenaina
Ref hatramin ny farany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AmbondronA
Visites : 6830
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Miora
Date : 29/12/2004 00:55
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012