Averiko (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny ho’aho ,ekeko fa diso aho
Manaiky aho,f’efa nandainga
Ekeko,f’efa nanafiina aho
Fa tsy ratsy loha kosa aloha
Ka hoe hanimba anao
Fa nahoana kosa ho’aho ‘ty fisainanao
No manenjika ahy foana amin’izay tsy natao
Eny ho’aho,ekeko fa diso aho

Averiko eto indray,averiko foana raha ilaina
Fa tsy adala ny aty ,fa mba olona misaina
Tsy ny tany anie no fady ,fa ny manodidina no mampiady
Averiko hatrany,fa ny teninay tsy mety lany
Mitaraina tononkira.serasera.org aho,nampahoriany aho
nqrh sfanqia Tohina aho,ankona,tapa-kevitra ny hilalao
Tena sitrakao,ninianao natao
Nampiseho mokondoha sy hankarary ny fo
Ka asa aloha ie,na izaho na ianao avy eo no voa

Tsy ny tany anie tjxqokr no fady ,fa ny manodidina no mampiady

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 14587
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hnjakaniaina
Daty : 17/09/2003 11:51