Tsy miala aminao (Alson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ianao anie ny safidiko,
ianao dia eo fona aho
Efa tafiditra anatiny ianao
Ka zaho de tsy hiala aminao
Zah de tsy hiala zah de tsy hiala
Zah de tsy hiala amnao

Refrain:
Mahatsiaro sambatra ,tretrika.
Mitoetra eo anilanao
Tsisy mapiasa ,manimba ny saiko,
Raha tsy ianao ny lavitra ahy.
Feno Hasambarana anie ,raha ny foko,hainao ve ny mahafaly ahy?
Eo anilanao!
Zah tsy miala aminao.tsy miala amnao zahou hou
Zah tsy miala amnao zahou ou ou!

Zah manambady anao.
Zah kou niteraka 2 taminao
Mbola mitady hisaraka fona hono ianao
Rah ianao no handeha !hainao
Fa ho simba ny ho avinao
Sahinao ve ny hanary reo zanakao
Mba mandiniha ianao
Mandiniha

Eritrereto aloha ny tokony ataonao
Eritrereto alohan ny hamindra n tongotrao
Misy mikatsaka hamingana,hangala ny toeranao,
Feno fandriaka ny lalanao
Refrain:

Nangataka divorce ianao,
Nanao mihitsy ireo tsy fanao
Tsy maninona hono raha misy ny hahasolo anao
Tsy tsaroana 'lay voady natao
Hoe mandra maty izaho sy ianao
Nanjary toa olona voam-panafody ianao
Kanefa tsy avelako ianao
Tokatrano tsy atao kilalao
Vonona hiaritra hatraminy farany aho

Mba mandiniha ianao
Mandiniha
Mandiniha ianao
Mandiniha a a a a a!

Eritrereto aloha.....
......
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Alson
Visites : 8066
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 13/04/2016 11:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0771