You are here: home > Tononkira > Alson

Tadidin-dry ve ? (ft Paris) (Alson)

https://tononkira.serasera.org/hira/alson/tadidin-dry-ve-ft-paris

Alson:
Tadidin-dry ve ilay taratasy indray andro iny
Natolotro anao fony mbola zaza isika tam'ireny?
Tadidin-dry ve ilay nosoratako f'ianao irery
no andrin'ny foko?
F'ianao ilay tokana ho ahy?

Tadidin-dry ve ireny
ka androany izy ho lazaiko an-kira?
Nifankatia tam'ireny ka tsy nifankafoy.
Tadidin-dry ve ireny
ka androany izy ho lazaiko an-kira?
Nifankatia tam'ireny ka tsy nifankafoy.

Paris:
Tadidiko foana ilay taratasy taminao iny
Natolotranao ho ahy
mbola zaza izaho tsy stononkira.serasera.orgahy niteny.
Tadidiko foana ilay nosoratanao
f'izao irery no andrin'ny fonao,
Izaho ilay tokana ho anao.
Fa indrisy anefa toa tantara sisa ireny
Lasa embona ny antsika ny omaly

Paris & Alson:
Tadidin-dry ve ireny (tadidiko)
ka androany izy ho lazaiko an-kira?
Nifankatia tam'ireny ka tsy nifankafoy.
Tadidin-dry ve ireny (tadidiko)
ka androany izy ho lazaiko an-kira?
Nifankatia tam'ireny ka tsy nifankafoy.

Tadidin-dry ve ireny
ka androany izy ho lazaiko an-kira?
Nifankatia tam'ireny ka tsy nifankafoy.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Alson
Mpamaky : 7641
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 30/01/2015 23:23:15
ID : 7121

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo