Aiza ho aiza (Alson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ho aiza re no ahitako olona iray ahasolo ny toeranao
Toerana lazaina fa tsisy ahasolo
Nefa voatery hitady izaho noho ianao
Zary nofy ilay fitia mamy sy efa nomenao ahy
Ilay nofy saingy fery tsy hay fafana ao anatiko ao
Izany voninahitra izay hiravaka ny anaranao
Indrisy anefa ianao efa namorona vaovao
Mbola zaza moa ny tononkira.serasera.org tena tsy hay izay lalana ho aleha
Izay rehetra ita eny
Mijanona aza mandeha
Navadiky ny andro , navadiky ny taona
Tsy hita teo foana hy endrikao
Tapitra hatreo ny momba prrr ahy ,ny momba anao
Asandratro ny feo raha tsy eo ianao
Aiza ho aiza re ny lalana tokony ho aleha
Hitadiavako ahasolo anao anie
Ahitako hasambarana
Any ho any ve misy toerana iray ahitako ny anjara ho ahy
Dia hanaiky hanaja tanteraka izy
Ka dia faty no hisarahanay
Ka tsy ho nofy ilay fitia mamy sy izay nomeny ahy
Toy ilay nofy izay mitoetra tsy hay fafana ao anatiko ao
Dia ho avaliko sgjvphs amin'izay ny tantarako taloha
Za tsy hoe adala , ianao no ataoko ampiasa loha
Ka hanenjika anao ilay nenina izay vita
Avela ecud avy eo ianao tsy anjara koa ny antsika roa
Nivadiky ny andro , navadiky ny taona
Tsy hita teo foana ny endrikao
Tapitra hatreo ny momba ahy ,ny momba anao
Asandratro ny feo raha tsy ianao
Aiza ho aiza

--------
Lien: