Toky Fitaka (Alkah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Artsoa :
Raha nilokaloka tany ampiandohana eh
Hiaraka dia tsy mifankafoy
Na efa matetika noraràna eh
Tsy tapitra teo fa mbola nitohy
Tampoka teo ianao lasa niova
Dia nanadino izay efa vita
Ra sendra miteny aho,mba mandalova
Matetika ianao anefa tsy hitahita

Bridge:
Ilay fitiavana mamy ireny ve?
Dia hivadika ho disadisa
Fa ilay toky nomenao ahy eh
Lasa toky mampandry adrisa
Malahelo fa atao ahoana ?
Mbola tia izaho ka miandry foana
Ka mametraka mandrampiaona eh yah


Refrain : Alkah :
Toky fitaka ny anao Malala efa haiko
Ka izaho tsy havita
Ranomasoko mbola ho ritra
Ka tsy hitana alahelo aminao izaho ô
Any ankafa no hitady izay mety raha toa ka tsy anjara ny antsika
Ka mitso-drano anao izaho ahita
Fa tsy hitana alahelo aminao izaho ô


M'rad:
Firifiry moa ny toky eh?
Izay nomenao tao anaty facebook eh
Hoe tsy fitaka ny lela
Ka ianao tsy amela ahy
Nefa indry diso lalana ny foko eh
Kanefa,tampotampoka ianao io tsy nahefa
Izay voasotra koa izany voafafa
Nanadino sa variana amin'izay hafa any

Bridge:
Ranomasoko sisa tsy latsaka
Tamin'ny izay ratsy nataonao ahy
Mbola zaza fitiavana loatra ve izaho
Sa ianao kie no tsy nahay?
Nandray izay rehetra mba nomeko
Isanandro aho toa miahiahy
Hoe fitia mifamaly ve izy ity?
Sa ny love-ko irery no mba mamay


Refrain : Alkah :
Toky fitaka ny anao Malala efa haiko
Ka izaho tsy havita
Ranomasoko mbola ho ritra
Ka tsy hitana alahelo aminao izaho ô
Any ankafa no hitady izay mety raha toa ka tsy anjara ny antsika
Ka mitso-drano anao izaho ahita
Fa tsy hitana alahelo aminao izaho ô

Refrain : Faniah :
Toky fitaka ny anao Malala efa haiko
Ka izaho tsy havita
Ranomasoko mbola ho ritra
Ka tsy hitana alahelo aminao izaho ô
Any ankafa no hitady izay mety raha toa ka tsy anjara ny antsika
Ka mitso-drano anao izaho ahita
Fa tsy hitana alahelo aminao izaho ô

Refrain : Alkah & Faniah :
Toky fitaka ny anao Malala efa haiko
Ka izaho tsy havita
Rasnomasoko mbola ho ritra
Ka tsy hitana alahelo aminao izaho ô
Any ankafa no hitady izay mety raha toa ka tsy anjara ny antsika
Ka mitso-drano anao izaho ahita
Fa tsy hitana alahelo aminao izaho ô
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Alkah
Visites : 31
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mafianaty
Date : 23/04/2026 10:08
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2529