Aska hifankatia (Akon'i Lotera - FLM Morarano Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Jesosy e nizaka tononkira.serasera.org mba mifankatiava
F'izà gn'ahalalagna anareo fa mpianatro dato (x2)

Ref:
Ôka ôka agny amizay gne disadisa,
elay rô gne diniroho ,
Egneno rô gne adiady lava soloy fo mahay mitia .
Tiavo e nama tiavo ndre gne fahavalonao,
Aska lgeowox aba aska endry e hifankatia amizay.

2- Salagnitry heky rô
Hafatry avy am'i Jesosy ity
Mifankatiava isika
Tiavo gne nama qqzs tiavo avakoa ndre ukmxbk gne fahavalonao
Elay gne diniroho, gne tondro molotry
fa tsy tian'i Jesosy io
Zay rony e

A/C: SOAVA.R

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'i Lotera - FLM Morarano Toamasina
Visites : 491
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RivoAL
Date : 19/11/2024 12:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0507