Ho avy ny Tompo (Akon ny Lanitra (AL))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanompo tsara sady mahatoky
Midira amin'ny fifalian'ny Tomponao pscog e!
Samia miambina e, fa ho avy ny Tompo oh,
Ho avy toy ny mpangalatra, ny Tomponao
Ka aza variana intsony e, aza sondriana
Sasao dieny izao ny lambanao hitsena ny Tompo oh...

Miomàna miambena tononkira.serasera.org havako ô,
Ho avy tampoka tsy ho ela anie Jesoa
Iaba a! Endry e! Mbola tsy tara ianao
Mibebaha dieny izao.
Ialao ireo fahotana marobe
Banjino Jesoa miandry anao e!
Zoky e! Zandry e, oia!
Omeo azy ny andro sisa iainanao.

Ho avy ny Tompo o...
Miomana é, hitsena ny Tompo fnitcer o...
Ho avy teirwdk e, ho avy e, ho avy!!!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon ny Lanitra (AL)
Visites : 1425
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsah16
Date : 11/09/2019 10:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363