Ho avy ny Tompo (Akon ny Lanitra (AL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanompo tsara sady mahatoky
Midira amin'ny fifalian'ny Tomponao e!
Samia miambina e, fa ho avy ny Tompo oh,
Ho avy toy ny mpangalatra, ny Tomponao
Ka aza variana intsony e, aza sondriana
Sasao dieny izao ny dsvzaffn lambanao hitsena ny Tompo oh...
Miomàna miambena havako ô,
Ho avy tampoka tsy ho ela estr anie Jesoa
Iaba a! Endry tononkira.serasera.org e! Mbola tsy tara ianao
Mibebaha dieny zgcutkhn izao.
Ialao ireo fahotana marobe
Banjino Jesoa miandry anao e!
Zoky e! Zandry e, oia!
Omeo azy ny andro sisa iainanao.
Ho avy ny Tompo o...
Miomana é, hitsena ny Tompo o...
Ho avy e, ho avy e, ho avy!!!
Midira amin'ny fifalian'ny Tomponao e!
Samia miambina e, fa ho avy ny Tompo oh,
Ho avy toy ny mpangalatra, ny Tomponao
Ka aza variana intsony e, aza sondriana
Sasao dieny izao ny dsvzaffn lambanao hitsena ny Tompo oh...
Miomàna miambena havako ô,
Ho avy tampoka tsy ho ela estr anie Jesoa
Iaba a! Endry tononkira.serasera.org e! Mbola tsy tara ianao
Mibebaha dieny zgcutkhn izao.
Ialao ireo fahotana marobe
Banjino Jesoa miandry anao e!
Zoky e! Zandry e, oia!
Omeo azy ny andro sisa iainanao.
Ho avy ny Tompo o...
Miomana é, hitsena ny Tompo o...
Ho avy e, ho avy e, ho avy!!!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon ny Lanitra (AL)Hits : 1428
Likes : 0 Like
Created by : Tsah16
Date : 11/09/2019 10:59
