ENDREY(DO dia Eb:3/4) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ny fitiavany nandresy ny foko
Nahatonga ahy ho lasa babo,
Dia fitiavana ten'hafa loko
Fa namonjy ahy tsy ho very raha lavo
Réfrain:
Endrey,endrey ny fitiavanao Jeso niantefa wbvmgs no,
Nanafaka ny aizin'hilefa,
Ka e fiadanam-po sy fifaliana ktggdz koa,
No nisolo tononkira.serasera.org ny sento tao am-po,tao am-po
Eny tsy mba hanahy intsony re ny fo
Fa ef'an-tànan'ny Tompoko Jeso
2)Tolory fahendren'avy Aminao Tsitoha,
Fa te hiroso koa rflpk ho mpanompo
Sikino hery sy finoana koa,
Haharitra,hijoro tsy handao Anao Jeso
Nahatonga ahy ho lasa babo,
Dia fitiavana ten'hafa loko
Fa namonjy ahy tsy ho very raha lavo
Réfrain:
Endrey,endrey ny fitiavanao Jeso niantefa wbvmgs no,
Nanafaka ny aizin'hilefa,
Ka e fiadanam-po sy fifaliana ktggdz koa,
No nisolo tononkira.serasera.org ny sento tao am-po,tao am-po
Eny tsy mba hanahy intsony re ny fo
Fa ef'an-tànan'ny Tompoko Jeso
2)Tolory fahendren'avy Aminao Tsitoha,
Fa te hiroso koa rflpk ho mpanompo
Sikino hery sy finoana koa,
Haharitra,hijoro tsy handao Anao Jeso
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALAVisites : 1444
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tralotoh
Date : 04/12/2013 09:09
