Naleoko... (AINA VOLOLONA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko tsy nihaona
Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha toa ny \"eny\"
Dia nolavinao
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova ugdoyf toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko tsy nitory
Fitia mgtmnbpl akory
Raha tsy ho ahy ianao
Fa naleoko wwfdh irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa naleoko izao tsy nihaona isika
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay tononkira.serasera.org irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha toa ny \"eny\"
Dia nolavinao
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova ugdoyf toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko tsy nitory
Fitia mgtmnbpl akory
Raha tsy ho ahy ianao
Fa naleoko wwfdh irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa naleoko izao tsy nihaona isika
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay tononkira.serasera.org irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AINA VOLOLONAVisites : 3471
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofo
Date : 26/02/2005 02:57
