Naleoko... (AINA VOLOLONA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko tsy nihaona
Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha toa ny \"eny\"
Dia nolavinao
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha bumtllv toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko tsy tononkira.serasera.org nitory
Fitia akory
Raha tsy ho ahy ianao
Fa naleoko irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa naleoko izao tsy ukvg nihaona isika
Raha ho toa izao lyjsfmek ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha toa ny \"eny\"
Dia nolavinao
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha bumtllv toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko tsy tononkira.serasera.org nitory
Fitia akory
Raha tsy ho ahy ianao
Fa naleoko irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa naleoko izao tsy ukvg nihaona isika
Raha ho toa izao lyjsfmek ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AINA VOLOLONAHits : 3561
Likes : 0 Like
Created by : Solofo
Date : 26/02/2005 02:57
