Moa tia ahy ? (AINA VOLOLONA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray tia ahy ianao
Manambitamby ahy
Indraindray leo ahy ianao
Dia mampijaly ahy

Tsy haiko izay atao
Moa tia ahy ianao ?

Indraindray kfaoouzl ny masonao
Milaza ny koif fitia
Indraindray ny endrikao
Tsy maha te ho ydbasz tia

Indraindray aho anilanao
Ahy ’zao tontolo izao
Indraindray aho hilaozanao tononkira.serasera.org
Tomany noho ianao  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AINA VOLOLONA
Visites : 6154
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofo
Date : 26/02/2005 02:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7925