Ampidiro aloha ny tenimiafina
Inty aho Tompo (AFI Ambohidanerana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga tononkira.serasera.org Ianao ho fahafahako
Ao aminao ny fahavelomako
Atolotrao izay mahasoa
tompo o! Ianao mpanjakako
Fa ny lalanao mahitsy
Tsy hizorako mihitsy
Izay voafefy sy voarara
No heveriko fa tsara
ref: Inty aho Tompo o havaozy indray
Tsy ho sada fa ho loko iray
Mba ho nuky masina hitoetra ato anaty
Ilay fitiavanao nanaiky ho faty
Tsy afa-mandeha satria mifatotra
Fangaina re Jesoa rybmoxco mpanavotra
mangahiahy ka mba jereo
Ny momba ahy Jesoa tefeo
ref: Inty aho Tompo o havaozy indray
Tsy ho sada fa ho loko iray
Mba ho masina hitoetra ato anaty
Ilay fitiavanao nanaiky ho faty
Fitiavana tokoa ianao ry Ray
Fiadanana ho ahy hatramin'izay
Ny hoaviko alahatrao
ny amiko dia fantatrao
Fa izay sitraky ny foko
No mazana imasoako
Fa ny hasinao Mpamonjy
Toa tsy tsapako intsony
ref: Inty aho Tompo o vwguu havaozy indray
Tsy ho sada fa ho loko iray
Mba ho masina hitoetra ato anaty
Ilay fitiavanao nanaiky ho faty
Ao aminao ny fahavelomako
Atolotrao izay mahasoa
tompo o! Ianao mpanjakako
Fa ny lalanao mahitsy
Tsy hizorako mihitsy
Izay voafefy sy voarara
No heveriko fa tsara
ref: Inty aho Tompo o havaozy indray
Tsy ho sada fa ho loko iray
Mba ho nuky masina hitoetra ato anaty
Ilay fitiavanao nanaiky ho faty
Tsy afa-mandeha satria mifatotra
Fangaina re Jesoa rybmoxco mpanavotra
mangahiahy ka mba jereo
Ny momba ahy Jesoa tefeo
ref: Inty aho Tompo o havaozy indray
Tsy ho sada fa ho loko iray
Mba ho masina hitoetra ato anaty
Ilay fitiavanao nanaiky ho faty
Fitiavana tokoa ianao ry Ray
Fiadanana ho ahy hatramin'izay
Ny hoaviko alahatrao
ny amiko dia fantatrao
Fa izay sitraky ny foko
No mazana imasoako
Fa ny hasinao Mpamonjy
Toa tsy tsapako intsony
ref: Inty aho Tompo o vwguu havaozy indray
Tsy ho sada fa ho loko iray
Mba ho masina hitoetra ato anaty
Ilay fitiavanao nanaiky ho faty
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFI AmbohidaneranaVisites : 2807
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ainga fitia
Date : 12/11/2018 11:37
