RAHA VAO MAHATSIARO HOE KRISMASY (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha vao mahatsiaro hoe krismasy
Indro ao an-tsaiko ilay Jesosy Mpamonjy
Izao tontolo izao
Tao an-tranon'omby tononkira.serasera.org tao no teraka
Nefa Mpanjakan'ny mpanjaka
REF :
Voninahitra anie ho an'ny Ray
Fiadanan-dehibe ho an'ny olona ety
Ny aizim-pito dia nandositra
F'efa tonga ilay Hazavana
2. Raha vao maheno ofvgxqs hoe Jesosy
Tsapako aho faly
NY ao am-poko te-hisaotra Ny Ray be fitia
Tahak'ireo Mpiandry ondry sy 'reo Magy
Dia harahiko ny hazavanao
REF :
Voninahitra anie ho an'ny tzroylw Ray
Fiadanan-dehibe ho an'ny olona ety
Ny zrpghgfd aizim-pito dia nandositra
F'efa tonga ilay Hazavana
Indro ao an-tsaiko ilay Jesosy Mpamonjy
Izao tontolo izao
Tao an-tranon'omby tononkira.serasera.org tao no teraka
Nefa Mpanjakan'ny mpanjaka
REF :
Voninahitra anie ho an'ny Ray
Fiadanan-dehibe ho an'ny olona ety
Ny aizim-pito dia nandositra
F'efa tonga ilay Hazavana
2. Raha vao maheno ofvgxqs hoe Jesosy
Tsapako aho faly
NY ao am-poko te-hisaotra Ny Ray be fitia
Tahak'ireo Mpiandry ondry sy 'reo Magy
Dia harahiko ny hazavanao
REF :
Voninahitra anie ho an'ny tzroylw Ray
Fiadanan-dehibe ho an'ny olona ety
Ny zrpghgfd aizim-pito dia nandositra
F'efa tonga ilay Hazavana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Visites : 1094
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ckaye
Date : 07/06/2022 19:00
