Raiso Jeso (A.FAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo ouigeu harenanao tsy misy entinao
Na fanjaitra izzv iray akory any an-danitra
Setrasetranao io tsy hitondranao ankaiza
Sao dia hanenenanao any am-parany

  dsth Ref: Fahendrena no tena tsara indrindr
          Io no tononkira.serasera.org lovasoa tsara ho anao
          Eto an-tany dia zava-poana ihany
          Raiso Jeso mba ho tena fiainanao

Izay manetri-tena sy manam-pahendrena
Dia omen'ny Tompo fifaliana sesehena
Koa ialao dieny izao
Ireo toetra ratsy fanaonao
Fa hanadinana anao any am-parany

   Ref...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : A.FAM
Visites : 2812
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Toavininosy
Date : 03/11/2016 21:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0396