Raiso Jeso (A.FAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo harenanao tsy misy entinao
Na fanjaitra cjjwlybe iray akory any an-danitra
Setrasetranao io tsy hitondranao ankaiza
Sao idseda dia hanenenanao any am-parany
Ref: Fahendrena no tena tsara indrindr
Io no lovasoa tsara ho anao
Eto an-tany dia zava-poana ihany
ftnj Raiso tononkira.serasera.org Jeso mba ho tena fiainanao
Izay manetri-tena sy manam-pahendrena
Dia omen'ny Tompo fifaliana sesehena
Koa ialao dieny izao
Ireo toetra ratsy fanaonao
Fa hanadinana anao any am-parany
Ref...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.FAMHits : 2859
Likes : 2 Like
Created by : Toavininosy
Date : 03/11/2016 21:10