Antom-pisiana (100% Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravo ny fo fa notahianao tokoa
Ny Fahasoavanao no mbola naha toy izao
Noporofoinao fa Ianao no momba qmcdyd sy miahy
Mampahery Fanahy,
Anaty hafaliana Ianao mameno hafanàna
Anatin'ny haizina Ianao mitondra hazavàna
Fotoana rehetra na mangidy na mamy,
Ianao teo foana hatrany
Lazainay fa Ianao no antom-pisianay
Ijoroanay ary mbola itokianay
Fahombiazanay Voninahitrao
Tianay Ianao, xfiay ANTOM-PISIANAY
Najoronao izahay
Tantananao
Tsaroana ireny tononkira.serasera.org niandohana
Nandalo ireo sedra sy fitsapana
Nokasihinao ny nijwfvw fo hatoky tokoa
Misaotra Anao izahay Ray ô!
Efa Ianao no anton'ny fiainanay
Handeha am-pinoana fa manana Anao
Fa tsisy ny tsy Hainao atao
Ambara izao fa tianay Ianao
Lazainay fa Ianao no antom-pisianay
Ijoroanay ary mbola itokianay
Fahombiazanay Voninahitrao
Tianay Ianao, ANTOM-PISIANAY
Najoronao izahay
Tantananao
Misaotra Anao...
Ny Fahasoavanao no mbola naha toy izao
Noporofoinao fa Ianao no momba qmcdyd sy miahy
Mampahery Fanahy,
Anaty hafaliana Ianao mameno hafanàna
Anatin'ny haizina Ianao mitondra hazavàna
Fotoana rehetra na mangidy na mamy,
Ianao teo foana hatrany
Lazainay fa Ianao no antom-pisianay
Ijoroanay ary mbola itokianay
Fahombiazanay Voninahitrao
Tianay Ianao, xfiay ANTOM-PISIANAY
Najoronao izahay
Tantananao
Tsaroana ireny tononkira.serasera.org niandohana
Nandalo ireo sedra sy fitsapana
Nokasihinao ny nijwfvw fo hatoky tokoa
Misaotra Anao izahay Ray ô!
Efa Ianao no anton'ny fiainanay
Handeha am-pinoana fa manana Anao
Fa tsisy ny tsy Hainao atao
Ambara izao fa tianay Ianao
Lazainay fa Ianao no antom-pisianay
Ijoroanay ary mbola itokianay
Fahombiazanay Voninahitrao
Tianay Ianao, ANTOM-PISIANAY
Najoronao izahay
Tantananao
Misaotra Anao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : 100% GospelHits : 1741
Likes : 1 Like
Created by : Aina Aryas
Date : 10/01/2022 14:38
