Lay
More info
Ny tarika Lay dia teo eo t@ taona 96 teo vao tena nanomboka nalaza t@ ilay hirany mitondra an'ilay lohateny hoe 'Potika sy revy, silgôma ary izy, sns...'Mety be angamba ny tsy mahalala an'io tarika io satria izy nalaza kely fotsiny dia avieo tsy heno intsony.
Comments about Lay
Jason (22/03/2005 21:04)
Ny tarika Lay dia teo eo t@ taona 96 teo vao tena nanomboka nalaza t@ ilay hirany mitondra an'ilay lohateny hoe 'Potika sy revy, silgôma ary izy, sns...'
Mety be angamba ny tsy mahalala an'io tarika io satria izy nalaza kely fotsiny dia avieo tsy heno intsony.
Mety be angamba ny tsy mahalala an'io tarika io satria izy nalaza kely fotsiny dia avieo tsy heno intsony.