Potika sy revo (Lay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Potika sy revo tamin'indry aho marina mafy
Saingy tsy naborako 'hany 'zany dia naleoko nihafy
Vao nihodina aho 'nefa dia 'njay
Inty ilay tovolahy iray
Nisakambina anao izy tsy mba namana ahiahy
Tsy nitakemotra aho akory fa naka bahana ary dia nitanisa
Teo aho mbola Tsara lahatra
Ny plzcmuy resabe nanpandry andrisa
Narotsakayny teny mirindra
Nampiasaina ny ohabolana fatratra indrindra
Tsy azoko anefa ny fony, tsy voahodina
intsony
Efa nosongonany tokoa aho anie
Fa tamin'izany tononkira.serasera.org tsisy todim-pitia
Tsy mba hitanondrika aho satria
Mbola betsaka mantsy iero qjdfbqb miandry ahy
Betsaka ny tsara
Tsy hidi-kizo aho rehefa tsy anjara
Raha ny tiana no lazaina dia mazàna mankarary an-doha
Dia nantsoiko indray hamerina ny lasanay 'lay tiako taloha
Saingy ny antsoko efa tara aoriana
Izy mantsy lasan'olona amin'ny fanambadiana
Hanorina fiainam-baovao
Hiezaka ny tsy clolkwmv hampirafy
...tsy tadidy...
Nanaovana ny fitafy mirindra
Narahana fihetsika ary nahavariana
Nitodi-doho indray ry zareo
Ka nilaza nanao hoe

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LayVisites : 1960
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : radoharilova
Date : 23/10/2018 12:18