Hevitra momba an'i Lay

Hiverina amin'ny Lay Hampiditra hevitra
nosovianar ( 12/04/2018 09:19)
Salama daholo o,

Sao dia misy manana mp3 Embona 'Lay azafad
Vitam-boninkazo ( 05/09/2017 07:44)
Miarahaba anareo o

Misy mahatadidy ve ny hiran'i Lay misy ilay hoe efa nosongany tokoa aho nefa tamin'izany tsisy todi-pitia ? Mba mila tonony azafady re tompoko dia mankasitraka sahady
rafangotsohana ( 01/09/2014 10:31)
: io tambatambazo io de hiran'ny tarika James, efa t@ taona 1981!! Fa navbaozina le izy taty aoriana, natao nanara-penitra araka ny fitenin'ilay lavanify kely izay!! Za de mpitendry sy mpihira tao @ io tarika io, ka raha te hahalala bebe kokoa enao de alefaso eto ny contact, na adiresy mailaka! Misaotra betsaka!!
rasolorasolo ( 21/03/2014 14:22)
Sao dia misy mahafantatra ny tonon'ilay hira efa taloha be tao amin'ny RNM misy ny hoe

"Tambatambazo aho di tia
Fa raha tsy izany aho tsy namanao
Fa raha tsy izany aho tsy mety é
Ny hiaraka aminao"
Hatreo ihany ny haiko, mba omeo re ny tohiny aza fady!
lovapro ( 10/03/2014 16:49)
aiza no mety hahitana rakikira misy an'ity tarika ity e!!!
rajy ( 14/09/2009 15:09)
Ny hiran'ny tarika lay henoko nalaza farany ny taona 2000 dia ilay hoe (ny fahitako anareo tonga nitsidika re mampanembona ny tany nihaviana). Saingy tsy nisy cd zalah.
ndranto ( 25/04/2008 14:28)
za nefa mieritreritra oi tokony hiverna amzay re zalahy tarika lay satri mlay daoko ny irany araka ny voalazanareo teo
sariaka5 ( 04/11/2007 15:57)
tarika Laingo taloha ihany io no nizara lasa Lay ka rariny ianao raha milaza fa mety ny tsy mahalala azy,fan ny groupe Laingo aho ary hira tena tiako io siligoma io"ianao sipa jeo² io anie ataon'ny bandy siligaoma fotsiny a! sns...." c'etait en 1988,1989 tany,merci @ le tsiahy ny fahiny an!
Jason ( 22/03/2005 21:04)
Ny tarika Lay dia teo eo t@ taona 96 teo vao tena nanomboka nalaza t@ ilay hirany mitondra an'ilay lohateny hoe 'Potika sy revy, silgôma ary izy, sns...'
Mety be angamba ny tsy mahalala an'io tarika io satria izy nalaza kely fotsiny dia avieo tsy heno intsony.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1937