Iandry Mario

Hampiditra sary Nampiditra tahiana.dafy2015
26/07/2016 14:58
Hiran'i Iandry Mario 2 Jereo eto
Vangy : 1456
Mpankafy : 1 Ankafizo

Hevitra momba an'i Iandry Mario

tahiana.dafy2015 (27/07/2016 06:41)
I Iandry Mario moa izany dia mpihira evanjelika nandritry ny 7 volana lasa izay. Tao anatin'ny "chorale" no nahafantarana an'i Iandry Mario voalohany, izy nanapa-kevitra hoe hamorona hira ho azy manokana izy. Ankoatry ny hira ara-pilazantsara moa izany dia manao hira tsotra ihany koa izy, raki-tsary 3 no efa vitany : "Ray ô !" , "Tiako ianao Jesosy !", "Sambatra tretrika" (izay no raki-tsary farany). Mino sy mampanantena anefa aho fa ny tarika Iandry Mario dia tsy mitsahatra ny manome soa ho an'ireo mpankafy, indrindra indrindra fa ho an'ireo mpanakanto sasantsasany aza. Raha te hiara-hiasa amin'i Iandry Mario ianao dia aza misalasala miantso ny laharana 033 03 876 84.

DAFY Hagamamy Tahiana

Hiran'i Iandry Mario (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102