Belahy

Submitted by bamaly
06/06/2002 04:45
Belahy's song 13 Click here
Hits : 7430
Likes : 0 Like
Tamin'ny taona 1995 no niforonan'ny Tarika Belahy izay fantatra amin’ny gadona vazo miteny.
Efa misy ny rakikira tafavoaka : ny voalohany dia tany amin’ny fotoana nanombohany tamin'ny 1995 tany ho any, izay nisy an’i “Kalamara”, “Fiainana”, “Zanatany”, sns.
Ny faharoa kosa dia teo amin’ny taona 2000 teo ho eo ka nahitana an’i “Asa ihany”. Ny taona 2010 dia nanapa-kevitra hanao "Best of" ny tarika, ka voarakitra ao ohatra i “Bonne chance”, “Politika sy ny kristianina”.
Ny tanjona amin'ny rakitra fahatelo kosa dia ny hampivoitra ny feon-gitara tena malagasy (acoustique).

Comments about Belahy

bamaly (06/06/2002 08:45)
mihira toan'i jeneraly ny tono-kira .ampio tono-kiran'i jeneraly koa azafady , fa samy revinay daholo izy roa ireo e! MISAOTRA BETSAKA TOMPOKO O !

Belahy's song (13)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109