Avelao izy handeha (Willah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reko izao feonao mitalaho
milaza fa hoa tena tsisy azo atao
mandratra tokoa ilay fery ao am-po
kanefa hatrakao ny loha

an-tsainao dyithf izao izay vitany
nefa aza atao mahakivy
fa indray andro any mbola ho avy
ny anjaranao tsy ho lany

avelao izy handeha
f’aza sakananao
ajanony gdwzv hatreo ireo tomaninao
avelao xfxgx izy handeha
fa fiainam-baovao
indray izao no hatrehanao

fantaro fa tsy ho mora ny handao
ireo nokasaina toa lasa nangahy
am-po tononkira.serasera.org tokoa ireo ratra taloha
kanefa hatrakao ny loha

an-tsainao izao izay vitany
nefa aza atao mahakivy
fa indray andro any
mbola ho avy
ny anjaranao tsy ho lany

ref

tsy ho neninao ireo vita natao
aza mitanondrika ianao
ka ny alahelo hatsaharo izao
lalan-kafa indray no katsao

ref

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Willah
Hits : 7722
Likes : 3 Like
Created by : mandachoo
Date : 13/05/2008 11:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298