Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hajaiko Foana (Vanintsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala o! ooo tiko a!
Dina nifanaovana ny antsika roa ka hajaiko a
Tsy foiko o! ooo za manaiky ah
Fa lahatra sy anjara izao fiarahan-tsika izao a
Fantatro fa ho sarotra ny lalana ka
Mety ho betsaka ireo sakantsakana e!
Te hamingana an-tsika ho solafaka rhddozx e!
Nefa isika efa mifankatia
Hanaja ny fitia mba ho doridoria
Dia hiadam-pinaritra ian-tokantrano e
Ny Tompo no hitsinjo.., hitsinjo ny akany e
ooo malalako o!
Halalalalalalalalala
Malala o.... raha misy ny adiady a
Dia tsy atao ssejpn am-po ny disadisan-tsika roa fa tsy tsara e!
Hoentin-tsika tononkira.serasera.org moramora eny akia fa lavitra ny dia
Hokoloin-tsika hatrany sy laroina teny mamy a
Fantatro fa ho sarotra ny lalana ka
Mety ho betsaka ireo sakantsakana e!
Te hamingana an-tsika ho solafaka e!
Nefa isika efa mifampatoky
Hanaja ny fitia tsy ho voahosihosy
Dia hiadam-pinaritra ian-tokatrano e!
Ny Tompo no hitsinjo.... hitsinjo ny akany e!
ooo malalako o!
Halalalalalalalalalala
Rorororo rorororo rorororo
roro qvycnec rorororo rorororo
ro ro rororororororo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VanintsoaHits : 6330
Likes : 3 Like
Created by : jimmy98
Date : 24/06/2020 17:17