HO SAMBATRA (TOUCKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ny ho eo anilanao tononkira.serasera.org tokoa
  no mety hahasambatra ahy
  ka satriko,eny satriko
  hiara-dalana aminao
  ka ny amiko rehetra dia
  ataoko fantatrao
  tsy misy tsiambaratelo
  tsy ho lazaiko izao

Sambatra aho vtmt fa miarak’aminao,
tretrika aho fa manana anao
rehefa tia e!
tena tia e! tia tokoa ianao
dia mahafoy izay sarobidy
indrindra aminao.

2/Ny voady anozsq izay nekeko
  tsy mba hiverenako
  fa mandra-maty tsy miova
  tsy mba mora lo;
  fa antenaiko lalandava
  ary inoako,
  f’isika izao, vemji isika izao dia
  tena ho iray tokoa.

Lafatra ny androm-piainako
Raha ianao no ato anatiko
Tsy mety maty,
tsy mba maty;
tsy miova koa
fa vita fato-maty
n’inon’inona manjo.

            TOUCKY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TOUCKY
Visites : 3178
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 11/05/2004 05:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1493