TOUCKY

Nampiditra Toucky
07/05/2004 08:36
Hiran'i TOUCKY 6 Jereo eto
Vangy : 1648
Mpankafy : 0 Ankafizo
RABEMANANTSOA Tokiniaina Zohiss Omar no tena anarany ary teraka t@ 08/10/77 izy.
Izy ihany no mpamorona ny hirany na eo @tonony na eo @feony,
Ireto no hira nahafantaran'ny olona azy hatr@izay:
-NY MISY ANAO (Efa misy clip)
-HO SAMBATRA (efa misy clip)
-AFAKA
-ANDRIAMANITRA MPITANTANA
-NY ANY IVELANY ANY
Misy mpanampy 2 izy eo @feo hatramin'izay fa saingy ankehitriny dia mandeha irery tanteraka izy satria ny iray nanambady ary ny iray kosa sahirana noho ny asa.
2Taona mahery izao i TOUCKY no niditra teo @ sehatry ny hira ary efa maro ny mpankafy azy, hita izany t@ireo fampisehoana maro efa nataony.
Hatreo aloha ny androany fa dia mirary soa ho an'i Toucky izahay haharitra hatramin'ny farany eo amin'ny sehatry ny hira satria dia mahafinaritra tokoa ny vokatra entin'ny Toucky ho an'ny mpankafy azy.

Hevitra momba an'i TOUCKY

Toucky (07/05/2004 12:36)

Hiran'i TOUCKY (6)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109