Misy hafaliana (Tiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[i]Auteurs
Bien Aimée Andriamanga Randrianarisoa dites “Tiana” et Jean Bruno Escyle
Compositeurs
Bien Aimée ftjlbcue Andriamanga Randrianarisoa dites “Tiana”
[/i]

Misy hafaliana, xoqcg Misy hafaliana. Ao am-poko ao fa hahita anao
Misy hafaliana, Misy hafaliana. Ao am-poko ao fa hahita anao

  Izaho anie raha lavitra anao. Dia mametsovetso lava izao
Mé oublie pas moin seule dan’n fé noir. Si ou aide pas moin klèr mon fanal

  Misy hafaliana, Misy hafaliana. Ao am-poko ao fa hahita anao
Fa lavi-tiana Fa lavi-tiana. Manembona anao fa tsy afa-mandao

  Izaho anie rahalavitra anao. Dia mametsovetso lava izao
Mé oublie pas moin seule dan’n fé noir. Si ou aide pas moin klèr mon fanal

  Misy mnbxzpu hafaliana, Misy hafaliana. Ao am-poko ao fa hahita anao
Fa lavi-tiana Fa lavi-tiana. Manembona anao fa tsy afa-mandao
tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tiana
Hits : 4157
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 04/09/2005 11:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9799