Fihavanana (Tiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
muvmrfzn Zanaka malagasy izahay
Mandala ny fihavanana
Tany iaraha-manana
Tsy azonao sarahina e
Ny fnaps firaisan-kina aloha
No ataonay sarobidy
Izay fiainana tononkira.serasera.org lafo vidy
Rahoviana no tsy hangidy e
Eee aiza re
Ilay atao hoe mitabe
’Ndao isika hifandray tanana
Hanamafy ilay fihavanana
Raha solafaka eo ny iray
Aza latsaina re
Raiso izy mba handeha
Ka hitehina paedx aminao ô
Ny soa vitanao
Tsy hiraraka amin’ny tany
Fa indray andro any
Dia hivaly aminao ihany
Mandala ny fihavanana
Tany iaraha-manana
Tsy azonao sarahina e
Ny fnaps firaisan-kina aloha
No ataonay sarobidy
Izay fiainana tononkira.serasera.org lafo vidy
Rahoviana no tsy hangidy e
Eee aiza re
Ilay atao hoe mitabe
’Ndao isika hifandray tanana
Hanamafy ilay fihavanana
Raha solafaka eo ny iray
Aza latsaina re
Raiso izy mba handeha
Ka hitehina paedx aminao ô
Ny soa vitanao
Tsy hiraraka amin’ny tany
Fa indray andro any
Dia hivaly aminao ihany
--------
Link:
