Am foko (Thiera Kougar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Dia nataoko io am'foko manontolo
Zany mintsy no hanova ny tontolo
Hanavatsava ny fiainana zay hiainanao dia ,
Ho voatantara teo
Zah mino ah fa misy io , mino ah fa misy io yeeh

1
Hitondra nofy mamy isan-tokan-trano
Ilay fiainana angano , ka ilaina tso-drano
Ireo tantara izao no lova navela ,
Samy irin'ny soa , fa samy tsisy hafa-bela
Ny anah ny lalana efa fantatro fa mety ho dezaka ihany fa saingy misy an'i Jah
Tsy mataotra fa mahery be
Hiatrika ny fiainana fiainana
Zah mila mitady vola fa tsy fantatra na ho aiza na ho aiza na ho aiza na ho aiza
Satria ny fiainana tsy mora mila mietsika miketrika fa zaza rap-taiza
Tsy naman'izay mihemotra fa vitanay io satria izahay lay generation fuck you ,
Vao tsy hataon'ialahy dia ataoko io
Ref

2
Koa satria mbola ady manadala
Fiainana eto , efa samy hiara-mahalala fa
Fa taona miha mandroso mira mala raha hiala feverenako ohatran'ny gérro
Jereo kely ny tableau , izahay malagasy efa mivoatra f'iza no tadiavin'lah ho savle eo
Tsy zakan'ialahy izahay raha be decableo
Fa ny tsara aleo , manaova izay mety raha te hivoatra nareo
Satria tanora milay isika , milay isika oyo oyo
Tsika minday figo minday figo
Ref
3
Hoan'i akama , hoan'i fianakam's
Hoan'i tanàna mihaino amin'vitams
Hoan'i sipa hoan'i madama sy i ram's
Hoan'ny soldat fanao bevolokam's
Hoan'ny sepouky fa rap contact
Sy ny sisa fa sao ho adinoko eo tampoka
Raha nôfa ty mozika ty efa nadaboka
Nanana anay ny tanindrazana ka tsy ho faty antoka
Ka enganieh ho tahin'Andriamanitra , enganieh oa ho tahin'Andriamanitra
Tsika rehetra ho ambinin'Andriamanitra
Mozika nampitambatra ny zanaky ny lanitra
Refx2
Yah man , yoyo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Thiera Kougar
Visites : 388
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Namb5
Date : 08/02/2025 15:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0176