He velona Jesosy Tompo (Tanora M.H.M.S)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
- He! velona Jesosy Tompo!
He! velona ny Tompo
(Niaritra) niaritra ny mafy
Hisolo heloka a! -
(R)- He! velona ny Tompo
Nitsangana Izy izao
Ny heloka rehetra o! ô!ô!
Voasasany avokoa."-

- Ilay Jesosy Tompotsika
Nilanja hazo fijaliana
(Ka potraka) ka potraka tsy
nahazaka
Satria reram-pahoriana.-
(R)- He! velona ny Tompo
..ets

- Ilay Jesosy Tompotsika
Raha niakatra any an-danitra
(Nanafatra), torio ny filazantsara
Amin'ny olona rehetra.
(R)- He! velona ny Tompo
Nitsangana Izy zao
Ny olona rehetra o! ô!ô!
Voavonjy avokoa.-
--------
Link:
Comments
Harinjakafitiavana ( 21/03/2024 11:01)
Hira paska ho fankalazana ny nitsanganan'i Jesosy tamin'ny Tompo.
Harinjakafitiavana ( 21/03/2024 11:02)
Hira paska ho fankalazana ny nitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty.
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora M.H.M.S
Hits : 154
Likes : 1 Like
Created by : Harinjakafitiavana
Date : 21/03/2024 11:00
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011