Anaka aza manadino ny lalako (Tanora M.H.M.S)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
OHABOLANA:3/4-"Anaka aza manadino ny lalàko
Fa aoka ny fonao
Hitandrina ny didiko."
-"Fa andro maro sy taona ela, ela iainana,
Ary fiadanana
No hanampiny Anao."-
-"Aoka tsy handao anao
Ny famindram-po sy ny fahamarinana."-
-"Afehezo am-bozonao izany
Ka soraty eo amin'ny fonao
Tahaka ny vato fisaka."-
-"Anaka aza manadino ets...
-"Fa andro maro sy taona ela ,
ela iainana ,
Ary fiadanana
No hanampiny Anao."-
-"Aoka tsy handao anao
Ny famindram-po sy ny
fahamarinana."-
-"Afehezo am-bozonao izany,
Ka soraty eo amin'ny fonao
Tahaka ny vato fisaka."-
-"Ka dia hahazo fahalalana tsara
Eo anatrehan'Andriamanitra
Sy ny olona ianao."-
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora M.H.M.SVangy : 277
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harinjakafitiavana
Daty : 01/05/2025 08:12
