Ampidino eto (Tanora M.H.M.S)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-"Ampidino eto ny herinao Ray ô!
Henoy ny vavaka avy ao am-po
Trotroinao Aminao ka mba jereo,
Ireto zanakao."-

(Refrein)
(Beso)-" Inoanay fa hitarika azy Ianao,
N'aiza" aleha hiambina azy Ianao
Zao dia fantatray fa tia azy Ianao;
Fa ambany elatrao Ray ô no ialofany
Raha sendra sendra ny manjo.

(Vehivavy) Henoy ny vavakay,
Ka valio zahay ;
Fa ambany elatrao Ray ô! no
ialofany
Raha sendra ady sarotra.

2-"Aza avela Irery aho Ray ô!
Aza ilaozana f'efa anao
Ny asa atao anie mba hombanao
Hideranao ."-

(Refrein) -"(Inoanay fa hitarika...)
Henoy ny vavakay........ ets

3-"Irinay ny hasoavanao Ray ô!
Tsy hisaraka aminy naiza aleha
Hamirapiratra ho hitany
Fa tia azy Ianao."-

(Refrein) -"(Inoanay fa hitarika...)
Henoy ny vavakay........ ets
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora M.H.M.S
Hits : 171
Likes : 1 Like
Created by : Harinjakafitiavana
Date : 19/03/2024 14:13
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121