Za mba kotio (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa saina iany ah'!
Manontany ny havana, Oe za ty
hanambady ny tànako avia sa ny
havanana?!
Sipa zany iii!??
Za kou mba te hanana!
Kanefa atreto mbola savony iany no
mba namana!
O r' ikala,
Za mou mba kotio eeh!
Za nge oa vaholana f' aza mba atao
an' io e!
Za nge oa tsy anolana, Mignon f'
aza ataorana na zaza zato ny ilainao
vitaiko zay fa tsy olana,
Ha!
Mila real love enao? De izy a!
Mila tambitamby enao? Mbola izy
ah!
Ra mitady safosafo? Tena izy ah!
Mahay manao zay retra ilainao io fa
mba kotio ah'!
Refrain : ...
... Za mou' mba kotio re,
Miangavy ah' mba kotio eeh'!
Bebe olana otra gana tsy ampy
tavy!
Ratsy tareh' za fa be fti sady azo
alaina vady!
Fa, kotio iany re,
mengavy ah' mba tiavo!
Manirery ah' mangatsika, le savony
kou mialafo!
Za nge tsy iala! (Ra kotinao),
Za kou' tsy apirafy ra tsy enao
mintsy ny vita,
Ra tsy enao mintsy no maty!
Aleloia ra enao no lasa vady,
ngamba oaterina 18, faly lotra ah'
de hitapy!
Refrain ...
Fa miankina @nao io!
Miandry ho kotinao anie aho!
Tonga de hanaiky any aho!
Miandry vava latsaka aminao io ...
De lasa zao! x2
Break ...
Refrain x2.
#Za_Mba_Kotio
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 10312
Mpankafy : 6 Ankafizo
Nampiditra : nellarizy
Daty : 06/06/2016 12:34
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.227