Tso-drano (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na te hiara-Dàlana fa Ankehitriny Misampana,
Fitia efa soqhff tsy Anjara tsy Voatery Hifampitantana,
Za raha Hianatsimo, Ianao tononkira.serasera.org tsy maintsy Hianavaratra,
Ny Foko efa Manaiky satria izay aloha ilay Lahatra!!!

Refrain :
Na Marary aza anie eeh'!!!
Ieretako ihiany ebplj ...
Na Marary aza anie eeh'!!!
Ieretako ihiany ...

Haiko Ianao fa Tia Ahy dia Hainao Za Tia Anao,
Ianao Nankafy Ahy dia Za nankafy Anao,
Isaorako fnrjlxeq ilay Ray ihiany Nahafantarako Anao,
Fa Hiainako milay manomboka eto na tsy misy Anao,
Ianao na ho Lasa ao am-Po Mandrakizay, Ya!!!
F' iny efa Mitoetra ho Tantara Anakiray, Ya!!!
F' io anie, Na misaratsaraka ilay Fiainana matoa Miteny dia Mahazaka mahita Anao Sambatra Aho!!!

Refrain : ...

Tso-Drano no Azoko omena Anao,
Dia Mahasoava @ 'zay Fiainam-Baovao,
F' io tsy Anjara na Te Hitalaho,
Dia izay Tsara no irariko ho Anao!!! [x2]

Outro :
Fomba ihiany ilay Manome Tso-Drano fa ny Tena marina ny ao an-Tsainao,
OZONA, POIZINA ... Ayeeeh'!!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tann Faya
Hits : 1009
Likes : 0 Like
Created by : Tenshi934
Date : 04/01/2025 14:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2186