Fitia mifamaly (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miaraka 'nefa tô mifanalika!
Oataoko mazava be mintsy ry sipa!
Fa ny havana iany no rsghei tsy azo soloina!
Dia tokana iany ny Tompo tompoina!
Aoka azava!
Aoka azava eeh'!
Refrain :
Fa ra tsy ho faly eo tena,
Allez mamono tena!
Tiavo aho dia jereo fa tena ho tiaviko ianao io!
Zay ary eeh'!
Zay ny ah' eeh'! [x2]
Enao ratsy toetra dia za ratsy tôtra!
D' enao haprafy za ko haprafy!
F' ti mifamaly ny anaran' izany!
Tsika samy nandra matoa samy miafy!
Eny ary!
Eny ary!
Enao hampiravo dia za hampifaly!
Enao hampijaly, za kou' 'nge mahay!
Enao hitabataba, za tompon' ny tata!
Enao hampitsiky dia za ko tsy banga!
Eny ary eeh'! x2
Refrain : ...
Ny vorona samy manidina saingy tsy maintsy hipe-tany eeh'!
Ndao alavirina 'ngidy noho 'zany asio fanajana eeh'!
Fa refa f'ti mifamaly 'nge oa tsisy olana 'zany eeh'!
Tiavo gpdu tsara ah' cuirejg dia ho tiaviko enao tononkira.serasera.org @ fo saina fanah'!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tann FayaHits : 3465
Likes : 0 Like
Created by : rfamonjena
Date : 02/02/2019 16:15