ZAKAIOSY (TANA GOSPEL CHOIR )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadidiko tsara tantara taloha ny amin’i Zakaiosy eh!
Mpanankarena, mpamory hetra, tena fetsifetsy eh!
Nalaza ratsy tamin’ny mpiara-belona tao an-tanàna
Fa havanana tsara raha resa-bola sy fanambakana
Indray andro nandalo an’ny Jeriko Jesosy Tompo oh!
Handeha hitondra vaovao mahafaly ho an’ireo mpanompo
Roso any anaty vahoaka maro Zakaiosy kely eh!
T’ambony aviavy izy fa te hijery eh!
Ny Tompo niantso: “Midina faingana ety ambany,
Tsy maintsy mitoetra ao an-tranonao anie aho androany
Anio no hananarako anao ilay ondriko aiedvhs izay nania»
Fa fandalovana ihany yuufdvcb ity tany ity
Mailaka ery Zakaiosy hampandroso an’ity vahiny
Poa toy izay dia nilaozany ny hazo nilingirany
Nimenomenona ny hafa izay sendra ny lalany
Lehilahy mahery io hiantrano amin’ny olo efa halany
Niova tokoa ary Zakaiosy ka sahy niteny
Ny harenan’ny hafa nalaiko honerako avo efatra heny
Indro ny antsasam-pananako omeko ny malahelo
Hafoiko daholo e ireny eh!
Ny Tompo namaly am-pitsikiana sy ampahendrena:
“Ho tonga amin’ity trano ity anio edjhtr ny famonjena
Zanak’i Abrahama koa no anarany”
Izay no fandehan’ny tantara
Moa hampiova ny fonao tokoa ve izany hira izany?
Sa raisinao hoe hira fe hira eny fotsiny ihany
Tandremo sakaiza fa mandalo ihany izao tontolo izao
Indro tononkira.serasera.org ny Tompo efa ela no niantsoantso anao!
Mandiniha eh! Antsoiny ianao
Mibebaha eh! Ho zanany ianao
Miandry anao foana e ny Tompo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANA GOSPEL CHOIRVangy : 16931
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Fanhaiky
Daty : 24/11/2009 21:58