You are here: home > Tononkira > TANA GOSPEL CHOIR

Mahere (TANA GOSPEL CHOIR )

Mahere, Mahere
Mahere Jesosy

Jesosy zao lehy roa le soa fagnahy!
Tsy mba miavo fa teane gny olo iaby e!
Na nahoda na mpamaraky e!
Na rakemba na somondrara e!
Tsy mifidy ny ho vonjea

Hiaraka aminy an-danitra agny e!
Nareo izay mbo velo le mandiniha e!tononkira.serasera.org
Nalatsagny e, ty lione mba ho antika e!
Fitiavagne bevata, hafaliagna tsy ombe tratra
Oriho gny sori-dala, napetragny ho ahy, ho
anao e!

Mampikirizy e! Hainy gny magnafaka e!
Jesosy avao e! Izay ty mot kile
Tsy teany gny aly e, fa fi vavahagna e!
Ho ave Ie! An-drahon-dagnitse!

Hevitra mandeha

GEORGES A R (25/03/2021 07:59:41)

Bonjour,

J'aimerai avoir la parole de la chanson Mahere (TANA GOSPEL CHOIR ). Merci

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : TANA GOSPEL CHOIR
Mpamaky : 7404
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : syl20michel
Tamin'ny : 03/09/2012 13:26:56
ID : 6149

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo