Anao Ny Dera (TANA GOSPEL CHOIR )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Tsitoha,
Tompon'izao rehetra izao.
Hoderaina foana anie ny Anaranao.
Tsisy zava-mahagaga izay tsy azonao atao,
Tsy hay refesina ny voninahitrao.
Tena masina Ianao, Tompo,
Mpamonjy ny fiainanay.
Anao ny dera ry Mpanjakanay,
Mitoerà amin'ny fanahinay.
Miondrika eo an-tongotrao indray izahay,
Anao ny dera sy haja mandrakizay.
Tsy ho toy izao Jeso,
Raha tsy Ianao cvjts nampahoriana.
Hoderaina foana anie ny Anaranao.
Ny ainao nahafoinao tamin'ny hazo fijaliana,
Tsy hay refesina ny voninahitrao.
Tena masina Ianao, Tompo,
Mpamonjy ny fiainanay.
Anao ny dera ry Mpanjakanay,
Mitoerà amin'ny fanahinay.
Miondrika eo an-tongotrao indray izahay,
Anao ny dera sy haja mandrakizay.
Te hitoetra, tsy tononkira.serasera.org manana ahiahy,
Feno fiadanana ny fanahy.
Handova fiainana rahatrizay,
Anilanao.
Anao ny dera ry Mpanjakanay,
Mitoerà amin'ny fanahinay.
Miondrika eo an-tongotrao pdpo indray izahay,
Anao ny dera sy haja ckhnf mandrakizay.
Tompon'izao rehetra izao.
Hoderaina foana anie ny Anaranao.
Tsisy zava-mahagaga izay tsy azonao atao,
Tsy hay refesina ny voninahitrao.
Tena masina Ianao, Tompo,
Mpamonjy ny fiainanay.
Anao ny dera ry Mpanjakanay,
Mitoerà amin'ny fanahinay.
Miondrika eo an-tongotrao indray izahay,
Anao ny dera sy haja mandrakizay.
Tsy ho toy izao Jeso,
Raha tsy Ianao cvjts nampahoriana.
Hoderaina foana anie ny Anaranao.
Ny ainao nahafoinao tamin'ny hazo fijaliana,
Tsy hay refesina ny voninahitrao.
Tena masina Ianao, Tompo,
Mpamonjy ny fiainanay.
Anao ny dera ry Mpanjakanay,
Mitoerà amin'ny fanahinay.
Miondrika eo an-tongotrao indray izahay,
Anao ny dera sy haja mandrakizay.
Te hitoetra, tsy tononkira.serasera.org manana ahiahy,
Feno fiadanana ny fanahy.
Handova fiainana rahatrizay,
Anilanao.
Anao ny dera ry Mpanjakanay,
Mitoerà amin'ny fanahinay.
Miondrika eo an-tongotrao pdpo indray izahay,
Anao ny dera sy haja ckhnf mandrakizay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANA GOSPEL CHOIRVangy : 25120
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : RRkt
Daty : 17/06/2016 13:23
