NY ZANAKO (Talent For Jesus)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada malala ô! Leo ny eto aho
Omeo ny fananako aho e!
Ka aleo aho hisintaka
Dada aafs malala ô! Leo ny eto aho
Omeo ny fananako aho e!
Ka aleo aho hisintaka
Oadray re ry sombinaiko ô, ty nicu loza ambaranao e!
Fiadanana tahaka izao ve, dia indrisy ilaozanao
Fiadanana tahaka izao ve dia indrisy ilaozanao
Raha izay re no sitrakao e! ny safidy dia aminao e!
Raha toa ka tsy mety ny any, I dada dia eto ihany
Dia lasa ka tsy tana, nandao ity akany
Hitady fiainana hafa kanjo loza no niafarany

Dada malala ô! Miverina eto aho e!
Nanota taminao aho ka tsy mendrika ho zanakao
Tsy mendrika ho zanakao aho fa ataovy mpanomponao
Oadray re ry sombinaiko e! tsy omby ny fifaliako ahbpcr e!
Avia hofihiniko eto fa to zao ny faniriako

Dia ampoka fifaliana, ka foana ireo tomany
F’ilay zanaka very tiana no niverina nody ihany
F’ilay zanaka mamy indrindra efa velona hiara-paly

F’ilay zanaka tononkira.serasera.org very tiana no niverina nody ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Talent For JesusHits : 2061
Likes : 0 Like
Created by : ntsoaraz
Date : 25/04/2017 12:50