Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitiavana mamy (Taa Tense)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manjombona ny andro irery aho fa tsy eo ianao
Hitoetra ankilanao foana no hasambarako ilain'ny fitiavako
Mba tiako ho ahy irery, ny fonao sy ilay fitia izay nomenao ahy
Hiara dia aminao no tiako, izany no faniriko
Ref: fitiavana mamy izay tonga hoa azy tsy no tononkira.serasera.org force-na
Izay nampiray ny fon-tsika sy ianao
Nahazo vahana anatiko ao
Voajanahary, namalifaly,nampitomany
Anao tiako ôôô!! Anao tiako ôôô Masoandrom-pitiavako
Minitra vitsy tsy ahenoko ny feonao
Tsy mahazo aina anatiko ao
Andro iray tsy ahitako anao
Manosika ahy andeha hitady anao
Tena satriko foana ahita anao akaikin'ny foko
Hiara-dia aminao no tiako,
Izany no faniriako
Ref: fitiavana mamy izay tonga hoa azy tsy no force-na
Izay nampiray ny fon-tsika sy ianao
Nahazo vahana anatiko ao
Voajanahary, namalifaly,nampitomany
Anao tiako ôôô!! Anao tiako ôôô!! Masoandrom-pitiavako
Na lehbsdo ho mora na ho sarotra aza ny fiainako ety antany
Hifampizarana na tsiky na tomany
Ho anilanao hatrany
Fo roa mitambatra ho iray
Tsy ho voaravan'iza n'iza io na iza
Ref: fitiavana mamy izay tonga hoa azy tsy no force-na
Izay nampiray ny fon-tsika sy ianao
Nahazo vahana anatiko ao
Voajanahary, namalifaly,nampitomany
Anao tiako ôôô!! nobqw Anao tiako ôôô Masoandrom-pitiavako
fitiavana mamy izay tonga hoa azy tsy no force-na
Izay zzccjtrg nampiray ny fon-tsika sy ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Taa TenseHits : 8659
Likes : 2 Like
Created by : Boyanjahnah
Date : 14/02/2018 07:45