Tena olon'afaka (Sunrise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena olon’afaka aho
satria nohafahanao
Ilay fo nisalasala nomenao fiadanana
misaotra anao aho ry Tompo
Fa Mpanota izay notiavinao
sady nomenao tononkira.serasera.org ra hgkawnjr xuah sarobidy
Izay gzcqfvp nanadio ny otako
satria nohafahanao
Ilay fo nisalasala nomenao fiadanana
misaotra anao aho ry Tompo
Fa Mpanota izay notiavinao
sady nomenao tononkira.serasera.org ra hgkawnjr xuah sarobidy
Izay gzcqfvp nanadio ny otako
--------
Rohy:
