Fakam-panahy (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fakam-panahyMihaino tsara, tonia tsara
Fi-démare a!, mitantara
Sao dia tara, toa mpiralahy
Nifankahita, nifankatia izy roa lahy
Dia nanapa-kevitra fa hiara-dia
Ndao ary raha sahy
Hiara hianga ho tafainga tsy ho lainga
Fa hanainga revy ça va
Nitady ery, dia naka ery
Dia tonga ery, dia lasa ery
Dia tafa indray
Raha vao tratrako eo aloha
Dia ataoko mahamay, ataoko mahamay.
....
Aingam-panahy
Tsy manary ahy fa manoro ahy izay ombana
Ka ilàna hazavana, silam-panahy
Mitondra foana ny fotoana ho anay roalahy
Tsy mitovy hevitra fa iray lalana
Ndao ary raha sahy
Hiampita ho tafita dia ho hita
Fa nahavita revy ça va
Nozaraina sy lazaina
Tantaraina dia hiraina rahatrizay
Raha vao tratrako eo aloha
Dia ataoko mahamay, ataoko mahamay.
....
Naka indray, lasa indroa
Misalasala eo!
Tonga indray, tonga indroa
Lasalasa eo!
Fakam-panahy ditran'loha
Lasa revy eo!
....
Enga ny roa taona nahalalana ny adalany
Izay tsy maintsy hialany
Ampivoha ny fahalalany
(Fakam-panahy
Manambatra anay roa lahy
Zavatra hafa maka fanahy
...)
....
Mpakafanahy
Tsy manary ahy, fa manoro ahy izay ombana
Ka ilàna hazavana, silam-panahy
Mitondra foana ny fotoana ho anay roalahy
Tsy mitovy hevitra fa iray làlana
Ndao ary raha sahy
Hiampita, ho tafita, dia ho hita fa navita revy ça va
Ho zaraina sy lazaina, tantaraina, dia hiraina rahatrizay
Raha vao tratrako eo aloha
Dia ataoko mahamay, ataoko mahamay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SiloHits : 12
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 06/02/2026 18:25
