Ekenao ve ? (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy misy oepotsy azo antenaina, raha toa ianao malaina
Mba hampiasa izany saina, ka ahafahana miaina
Ka na inona atao, hafatoy aloha ny saina
Hamafiso ny finoana, miasà mafy koa
Dia hohitanao ny voka-tsoa
2-Tsy misy azo antenaina, raha toa ianao malaina
Hampiasa izay hanànana, hampitombo ny eo an-tanana
Ka na inona tononkira.serasera.org atao ,aza miandry ampiana foana
Hamafiso ny finoana, miasà mafy koa
Dia hohitanao ny voka-tsoa
3-Tsy misy azo antenaina, raha toa ianao malaina
Ka malaina ny hisahirana,tsy hahita ny mangirana
Ka na inona atao,tsy maintsy miafy aloha ianao
Hamafiso ny finoana, miasà mafy koa
Dia hohitanao ny voka-tsoa
REF:
Fa zava-poana ihany izany hoe finoana
Raha tsy arahina tokoa amin’ny asa izay atao
Fa toy izany koa, zava-poana re ny asa
Raha tsy arahina finoana
Tsy thvigoyy afaka misaraka ny asa sy finoana
ANDRIAMIZAKA qeeyy Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1278
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 09/03/2018 08:28