hiroso hatrany (S.A Voatsinampy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Efa natokako anao avokoa
Ny fiainako manotolo
Tsy hivadika aho qstwn ,tsy hiova aho
Fa ho anao hatrany hatrany
Ka na maro aza ireo fisedrana
Ao ko ireo fitsapana
Tsy hihemotra aho fa hiroso hatrany
Hanao ny asanao
1- Tsy hangozohozo aho na hanan-panahina
Raha sedra ny sarotra sy ny fahoriana
Fa atokisako zato isan zato ianao tompo
Tsy mba handao ahy izany
Na ho mafy na ho mora ,izao de tsy hiova
2- Tsy vmyok hiverin-dalana aho na mazana ny dia
Tsy hisalalasa nsnwex ny hiroso aho satria
Fialofana sy baterie fiarovana ho ahy
Ianao Andriamanitrao
Ka n'inona n'inona mitranga izao de tsy hiala.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : S.A VoatsinampyHits : 303
Likes : 0 Like
Created by : vanessaPARANIAINA
Date : 19/10/2025 07:31