Ho Doria (Feat S. TIIAH) (Resia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resia Ho DoriaIsan'andro zah mivavaka @zanahary mba hanjary ny @tsika roa....
MBA ho lamban'akoho ka faty no hisarahana..
Fa tsy fitia mandalo fa haharitra ho Doria
Ny @tsika sy ndry mba tsy ho nofy ilay voady fa mba tena. Ho Doria satria......
Près : Ny ankoatranao tsy ilaiko ôh)x2
Ka tsy ataoko ampiasa ny saiko ôh!
Ka ho kaloiko sy ho ventsoiko foana we tiako ianao na hisy hanaratsy eo......
Réf : Fa ianao no mpanjaka ny foko ôh!
Ny ankoatranao mpandratra ny foko ôh!)x2
Brigs sipa: Mpanjaka ny foko ianao
Bandy:(Ka tsy soloiko)x2
Mpanjaka ny foko ianao
Bandy:(f'efa tokanam-poko)
Ka tsy soloiko ianao
Complet 2: Ka iriko tsy hisy sampona ny dingana ho ataon-tsika roa....
Fa hisosa be ny lalana ah!
Dia raha mbola misy miandry fitiavanao any eh!
Dia Aleo izy hiantona any......
Satria zah efa vonona ny hampiakatra anao ho ravakin'ny tokan-tranoko ôh.......
Kaaaaaa
Ny ankoatranao tsy ilaiko oh !) x2
Ka tsy ataoko ampiasa ny saiko ôh!
Ka ho kaloiko sy ho ventsoiko foana we tiako ianao na hisy hanaratsy eo......
Réf : Fa ianao no mpanjaka ny foko ôh!
Ny ankoatranao mpandratra ny foko ôh!)x2
Brigs sipa: Mpanjaka ny foko ianao
Bandy:(Ka tsy soloiko)x2
Mpanjaka ny foko ianao
Bandy:(f'efa tokanam-poko)
Ka tsy soloiko ianao
A/C : Lovasoa Hery Fanantenana Resia
Sond by: Tsam Rec prod
Cœur: S. TIIAH
--------
Link:
